Visite de la ferme sur réservation
Visite guidée pour groupes : 1 000 Ar / personne (minimun 10.000 ar. si on arrive pas à 10)
Selon les choix effectués, par exemple :
Pain et confiture
Fruits déshydratés
Omelette
Jus de fruits
👉 Prix indicatif : 2 000 – 5 000 Ar / personne, selon la choixÂ
Menu convenu à l’avance, par exemple :
Pâtes bolognaise
Riz avec laoka (tsaramaso, enan’omby, enina bitro)
Gnocchis de ricotta
Gnocchis de pommes de terre
Passatelli
Omelette aux légumes
Fromage
Fruits de saison
Jus de fruits
👉 Prix indicatif : 10 000 – 20 000 Ar / repas, selon la choixÂ
2 dortoirs (15 lits chacun)
Matelas, draps et oreillers fournis
Toilettes avec WC et douche (eau froide uniquement)
👉 Prix 5 000 Ar / nuit / personne
Pas de moustiquaires sur les lits
Spirales anti-moustiques fournies
Possibilité de :
cuisiner en autogestion
ou demander les repas à la ferme (accord préalable)
FITSIDIHANA NY FERME
Ilaina ny manao famandrihan-toerana mialohan’ny fitsidihana
Ny saram-pitsidihana ho an’ny vondrona dia 1 000 Ar isan’olona (farafahakeliny 10 000 Ar raha latsaky ny 10 ny isan'ny olona)
Â
Goûter – Sakafo maivana (miankina amin’ny fangatahan’ny mpanjifa)
Misy karazan’ny maro azo isafidianana, ohatra:
Mofo sy konfitiora
Voankazo nohamainina (fruits déshydratés)
Atody endasina
Ranoboankazo
👉Tombam-bidy : 2 000 – 5 000 Ar isan’olona, miankina amin'ny sakafo safidianana.
Â
Sakafo atoandro (mila famandrihana)
Sakafo azo fandrihana mialoha, ohatra:
Pâtes bolognaise
Vary sy laoka (tsaramaso, henan’omby, hena bitro)
Gnocchis de ricotta
Gnocchis de pommes de terre
Passatelli
Atody endasina miaraka amin’ny legioma
Fromazy
Voankazo vokatra isaky ny vanim-potoana
Ranoboankazo
👉Tombam-bidy : 10 000 – 20 000 Ar isaky ny sakafo.
Â
Fampiantranoana vondrona – Toerana fatoriana
Efitra fandriana miisa roa : Ahitana fandriana 15 isaky ny efitra iray
Efa misy kidoro, lamba firakotra, ondana.
Ahitana efitra fidiovana, WC sy douche (rano mangatsiaka ihany).Â
👉Sarany : 5 000 Ar / alina / isan’olona.
Â
Fanamarihana
Tsy misy lay ny fandriana.
Misy odi-moka omena ny vahiny
Azo atao ny:
Mikarakara sakafo ho an’ny tena
Na manafatra sakafo amin’ny ferme (manao famandrihana mialoha).