Poulets de race rustique à double aptitude, bons producteurs d’œufs et de viande, issus du croisement entre des pondeuses Isa Brown et un coq de type lourd.
Les poulettes commencent à pondre vers l’âge de 4 à 5 mois.
Le sexe des poussins n’est pas déterminé.
Il est également possible d’acheter des œufs à couver.
Idéals pour ceux qui recherchent productivité, robustesse et facilité d’élevage.
Ireo dia akoho matanjaka ahazoana vokatra roa (double aptitude) satria sady mahay manatody no tsara hena. Azo avy amin’ny fampivadiana ny akoho manatody lava Isa Brown sy akoholahy lehibe izy ireo.
Eo amin’ny faha-4 na 5 volany dia manomboka manatody ny akohovavy. Mbola tsy misy anavahana azy, hoe lahy na vavy, ny akoho raha mbola kely.Â
Azo atao tsara ny mividy atody ampikotrehina.
Tena mety ho an’ny mpiompy izay mitady vokatra tsara, akoho matanjaka sady mora hompiana.
Œufs : 2 000 Ar / pièce
Poussins d'un jpour: 4 000 Ar / pièce
Nos œufs présentent un taux de fécondité élevé, grâce à la vérification régulière de la fertilité de nos reproducteurs.
Ils sont collectés depuis moins de 7 jours avant l’envoi, désinfectés et soigneusement emballés afin de garantir une excellente conservation.
Les expéditions sont effectuées uniquement le mardii, via COTISSE.
Conditions de commande et d’expédition
Le montant correspondant à l’achat des œufs ou des poules, frais de transport et emballage inclus, doit être versé par MVOLA comme confirmation de commande, et au plus tard le samedi précédant l’expédition.
En cas d’impossibilité d’expédition de notre part, due à un cas de force majeure ou à des circonstances imprévisibles, la somme versée sera intégralement remboursée.
Au moment de l’envoi, des photos des produits ainsi que les références d’expédition seront transmises par e-mail ou WhatsApp.
Les problèmes causés par le transporteur ne relèvent plus de notre responsabilité.
Toutefois, il est possible d’utiliser un transporteur de votre choix, sur accord préalable.
15 000 Ar pour les œufs (MINIMUM 10) (toutes les villes desservies par le coursier dans un rayon de 600 km autour de Manakara)
25 000 Ar pour les poussins (toutes les villes desservies par le coursier dans un rayon de 600 km autour de Manakara)
Pour toute information ou rĂ©servation, veuillez nous contacter par e-mail ou message Ă©crit.Â
tel: 038 4715212
AHAFAHANA MANJIFA / VAROTRA AKOHOKELY SY ATODY
Atody ampikotrehina : 2 000 Ar ny iray
Akohokely (iray andro) : 4 000 Ar ny iray
Â
Kalitao sy Fandefasana - Atody sy Akohokely
Ny atody vokarinay dia manana taham-pahafoizana ambony, noho ny fanaraha-maso akaiky ny fanatodizan’ireo akoho manatody. Atody tsy mihoatra ny 7 andro, voadio amin'ny fanafody, ary atao anaty fonosana azo antoka no alefa amin’ny mpanjifa.
Ny fandefasana dia atao isaky ny talata ihany, amin'ny alalan'ny COTISSE.
Ny fitambaran'ny vola (vidin’atody na akoho, miampy ny saram-pitaterana sy ny fonosana) dia aloa amin'ny alalan'ny MVOLA ho fanamafisana ny famandrihana, farafahatarany ny asabotsy mialoha ny fandefasana.
Raha misy antony tsy azo anoharana avy aminay ka tsy ahafahana mandefa ny entana, dia averina manontolo amin’ny mpanjifa ny vola efa voaray.
Amin’ny fotoana ahalasan’ny entana, dia alefanay aminao mpanjifa amin'ny alalan'ny e-mail na WhatsApp ny sary sy ny laharan’ny entana. Marihina : Ny olana mety hitranga eny an-dalana dia tsy anaty andraikitray mpamokatra. Raha misy ny fifanarahana mialoha, azo atao tsara ny mandefa ny entana amin’ny mpitatitra hafa izay safidinao.
Â
Saram-pitaterana
Atody (farafahakeliny 10) : 15 000 Ar (ho an'ny tanĂ na rehetra latsaky ny 600 km miala an'i Manakara).
Akohokely : 25 000 Ar (ho an'ny tanĂ na rehetra latsaky ny 600 km miala an'i Manakara).
Raha mila fanazavana fanampiny na hanao famandrihana, aza misalasala mifandray aminay amin’ny :Â
ferme-st-francois@hotmail.comÂ
📞 Tel: 038 4715212
Â