En pot de 200 ml, nous proposons des jus de fruits concentrés pasteurisés, prêts à être utilisés pour la préparation de jus naturels après dilution à raison de 1 volume de concentré pour 4 volumes d’eau ; l’ajout de sucre est recommandé selon le goût.
Disponibles aux saveurs suivantes : citron, ananas, goyave, mangue, orange et fruit de la passion.
Mivarotra ranoboankazo marihitra anaty tavoara 200 ml, efa nampandalovina hafanana, izahay. Izany dia azo anamboarana ranoboankazo natoraly avy hatrany : tapohina rano ka fatra 1 afangaro amin’ny rano fatra 4.
Afaka ampiana siramamy araka izay itiavana azy.
Ireto avy ireo tsiro misy : voasarimakirana, mananasy, goavy, manga, voasary ary garana.