Nous produisons des confitures à partir de tous les fruits disponibles selon la saison : fraises, bananes, oranges, citrons, litchis, ananas, goyaves, jévy, caramboles, ampali be, corossol, papaye, fruit de la passion, mangue et bien d’autres encore.
Toutes les confitures sont conditionnées en pots de 240 g (6 000 Ar l’unité).
Elles sont préparées exclusivement avec des fruits mûrs de saison, avec l’ajout de jus de citron pour ajuster si nécessaire le pH, puis pasteurisées afin de garantir une bonne conservation.
Manamboatra konfitiora amin’ny alalan’ny fampiasana ireo karazam-boankazo rehetra hita eto an-toerana araka ny vanim-potoana izahay, toy ny frezy, akondro, voasary, voasarimakirana, litchis, mananasy, goavy, zevy, carambole, ampalibe, corossol, papay, garana, manga, sy ny maro isan-karazany.
Ny konfitiora rehetra dia tehirizina anaty tavoara 240 g ka
6.000 Ar ny iray.
Ireo konfitiora ireo dia vita amin’ny voankazo masaka tsara amin’ny vanim-potoanany avy, ampiana ranom-boasarimakirana raha ilaina mba handrindrana ny sivy (pH), ary nampandalovina tamin’ny hafanana mba hahafahana mitahiry azy tsara.