Nous produisons des fruits déshydratés avec ajout de sucre et un séchage lent.
Les fruits disponibles à la ferme, conditionnés en sachets sous vide, sont : ananas, papaye, ampalibe, mangue…
Nous proposons également des litchis déshydratés en coque, sans sucre ajouté.
Izahay koa dia mamokatra voankazo nohamainina, izay nasiana siramamy ary namainina miadana.
Maro isan-karazany ireo voankazo nohamainina vokarina eto amin’ny ferme izay tehirizina anaty “sachet sous vide”, toy ny mananasy, papay, ampalibe, manga…
Manana litchis nohamainina amin’ny hodiny ihany koa izahay, izay tsy nampiana siramamy mihitsy.