Issues de nos propres productions, nous récoltons les épices précieuses de Madagascar, toutes conditionnées dans d’élégants sachets protège-arômes avec fenêtre transparente.
Clou de girofle, cannelle en poudre, poivre noir, poivre rose, curcuma, sésame et vanille en sachets sous vide.
Avy amin’ny vokatry ny ferme, dia mioty ireo zava-manitra sarobidy eto Madagasikara izahay. Ireo rehetra ireo dia ampidirina anaty fonosana kanto sady miaro ny hanitra ary misy faritra mangarahara ahafahana mahita ny ao anatiny.
Ireto avy ireo zava-manitra azonao jifaina : jirofo, vovoka kanely, dipoavatra mainty, dipoavatra mavokely, tamotamo, voamao ary lavanila.