Grâce au précieux travail du ver californien (Eisenia fetida), on obtient ce produit de grande qualité pour la fertilisation du sol, particulièrement indiqué pour les cultures maraîchères et les jardins.
Vokatry ny asa sarobidy ataon’ireo karazan-kankana avy any Californie (Eisenia foetida), dia mahazo ity zezika manana kalitao avo lenta ity isika mba hanatsarana ny tany. Ity vokatra ity dia natokana indrindra ho an’ny fambolena legioma sy ny zaridaina.