Les Coureur Indiennes (Indian Runner Ducks) sont une race de canards domestiques originaire d’Asie du Sud-Est, particulièrement répandue en Indonésie depuis des siècles. Ces oiseaux se distinguent par une silhouette droite et élancée, presque verticale, qui leur vaut leur nom de “coureur”.
Historiquement, elles ont été élevées pour leur exceptionnelle capacité à pondre des œufs, souvent jusqu’à 200 œufs par an, bien supérieure à celle de nombreuses autres races de canards. Grâce à leur comportement actif et curieux, elles sont aussi de grandes chercheuses de nourriture, aidant à contrôler les populations d’insectes et d’escargots dans les jardins et potagers.
Les Coureur Indiennes sont rustiques, vigoureuses et faciles à entretenir, ce qui en fait un excellent choix pour les fermes écologiques, les systèmes de production durable et les éleveurs amateurs qui souhaitent des canards à la fois utiles et attachants.
Ny Coureur Indien dia karazana gana avy any Azia Atsimo-Atsinanana, izay efa hita tany Indonezia nandritra ny taonjato maro. Ny mampiavaka azy ireo dia ny fijoroany mahitsy sy ny vatany tsara rindra, izany indrindra no iantsoana azy hoe "mpihazakazaka" (coureur).
Araka ny tantara, ny fahafahany manatody maro, mahatratra hatramin'ny 200 isan-taona, izay ambony lavitra noho ny karazana gana hafa, no antony tena niompiana azy. Noho izy ireo mavitrika sy tia mikaroka, dia tena mahay mitady sakafo ho azy izy ireo, sady manampy amin'ny famongorana ny bibikely sy ny akorana any anaty zaridaina sy tanimboly.
Ny Coureur Indien dia biby mahazaka toe-tany mafana, matanjaka ary mora tezaina. Safidy tsara indrindra izy ireo ho an’ny toeram-piompiana mitsinjo ny tontolo iainana, ny rafitra fambolena maharitra, ary ireo mpiompy te-hanana gana sady mahasoa no mahate-ho-tia.
Pas encore d’œufs, poussins ou adultes disponibles à la vente.
Les disponibilités seront indiquées sur cette page dès qu’elles seront ouvertes.
Hatreto dia mbola tsy misy atody, na zana-gana, na gana efa lehibe azo jifaina.
Ampahafantarina anao eto amin’ity pejy ity ihany ny fotoana ahafahana manjifa izany.