Le Cochin géant est une ancienne race asiatique entre le Vietnam et le Cambodge. Introduite en Europe au XIXᵉ siècle, elle a rapidement séduit les éleveurs par son allure imposante et son tempérament tranquille. C’est une race calme, docile et sociable, idéale pour les petits élevages familiaux. Elle supporte bien la captivité et se montre très maternelle avec ses poussins.
Caractéristiques principales
Aspect : Le Cochin se distingue par un corps massif et rond, une poitrine large, et un plumage abondant et soyeux recouvrant mĂŞme les pattes et les doigts. Sa tĂŞte est petite, avec une crĂŞte simple, des barbillons courts.
Les principales variétés de couleur sont fauve, noir, bleu, blanc et perdrix.
Poids moyen d’un coq entre 4 et 5 kg, d'un Poule : entre 3 et 4 kg
Production: Bonne pondeuse hivernale, elle produit environ 120 à 150 œufs par an, de couleur brun clair et de taille moyenne à grande. Sa chair tendre et savoureuse en fait également une volaille d’exception.
Ny Cochin Géant dia karazana akoho tranainy avy any Azia, teo anelanelan'i Vietnam sy Cambodge. Nampidirina tany Eoropa izy tamin’ny taonjato faha-19, ary nambabo avy hatrany ny fon’ireo mpiompy noho ny bikany goavana sy ny toetrany tony dia tony. Akoho malefaka, mora folahina ary tia miaraka amin'ny olona izy, ka tena mety amin’ny fiompiana kely ao an-tokantrano. Mahazaka miaina anaty fefy tsara izy ary tena mahay mikarakara ny zanany.
Ireo mampiavaka azy:
Bika: Mampiavaka ny cochin ny vatany goavana sy boribory, ny tratrany mivelatra, ary ny volony matevina sady malefaka izay manarona hatramin’ny tongony sy ny rantsan-tongony. Kely ny lohany, ary ahitana sanga tsotra.
Ny fahita matetika dia ny loko mavo mangatrakatraka (fauve), mainty, manga, fotsy ary misoratsoratra.
Lanjany: Ny akoholahy dia milanja eo anelanelan’ny 4 hatramin’ny 5 kg, ary ny akohovavy dia 3 hatramin’ny 4 kg.
Vokatra : Mahay manatody tsara izy na dia amin’ny ririnina aza. Mahatratra 120 hatramin’ny 150 isan-taona ny atodiny, izay miloko mavokely mazava, antonony na lehibe. Mampiavaka azy ihany koa ny henany izay malemy sady matsiro.
Œufs : 10 000 Ar / pièce
Poussins d'un jpour: 20 000 Ar / pièce
Adultes (4 mois) : Coq : 150 000 Ar — Poule : 250 000 Ar
Nos œufs présentent un taux de fécondité élevé, grâce à la vérification régulière de la fertilité de nos reproducteurs.
Ils sont collectés depuis moins de 7 jours avant l’envoi, désinfectés et soigneusement emballés afin de garantir une excellente conservation.
Les expéditions sont effectuées uniquement le mardi, via COTISSE.
Conditions de commande et d’expédition
Le montant correspondant à l’achat des œufs ou des poules, frais de transport et emballage inclus, doit être versé par MVOLA comme confirmation de commande, et au plus tard le samedi précédant l’expédition.
En cas d’impossibilité d’expédition de notre part, due à un cas de force majeure ou à des circonstances imprévisibles, la somme versée sera intégralement remboursée.
Au moment de l’envoi, des photos des produits ainsi que les références d’expédition seront transmises par e-mail ou WhatsApp.
Les problèmes causés par le transporteur ne relèvent plus de notre responsabilité.
Toutefois, il est possible d’utiliser un transporteur de votre choix, sur accord préalable.
15 000 Ar pour les œufs (MINIMUM 10) (toutes les villes desservies par le coursier dans un rayon de 600 km autour de Manakara)
25 000 Ar pour les poussins (toutes les villes desservies par le coursier dans un rayon de 600 km autour de Manakara)
30 000 Ar pour chaque couple des poules de 4 moisÂ
Pour toute information ou rĂ©servation, veuillez nous contacter par e-mail ou message Ă©crit.Â
tel: 038 4715212
FAHAFAHANA MANJIFA / VAROTRA AKOHO "COCHIN GÉANTE"
Atody : 10 000 Ar ny iray
Akohokely iray andro : 20 000 Ar ny iray
Akoho lehibe (4 volana) : Akoholahy : 150 000 Ar — Akohovavy : 250 000 Ar
Â
Kalitao sy Fandefasana - Atody sy Akohokely
Ny atody vokarinay dia manana taham-pahafoizana ambony, noho ny fanaraha-maso akaiky ny fanatodizan’ireo akoho manatody. Atody tsy mihoatra ny 7 andro, voadio amin'ny fanafody, ary atao anaty fonosana azo antoka no alefa amin’ny mpanjifa.
Ny fandefasana dia atao isaky ny talata ihany, amin'ny alalan'ny COTISSE.
Fepetra momba ny famandrihana sy ny fandefasana
Ny fitambaran'ny vola (vidin’atody na akoho, miampy ny saram-pitaterana sy ny fonosana) dia aloa amin'ny alalan'ny MVOLA ho fanamafisana ny famandrihana, farafahatarany ny asabotsy mialoha ny fandefasana.
Raha misy antony tsy azo anoharana avy aminay ka tsy ahafahana mandefa ny entana, dia averina manontolo amin’ny mpanjifa ny vola efa voaray.
Amin’ny fotoana ahalasan’ny entana, dia alefanay aminao mpanjifa amin'ny alalan'ny e-mail na WhatsApp ny sary sy ny laharan’ny entana. Marihina : Ny olana mety hitranga eny an-dalana dia tsy anaty andraikitray mpamokatra. Raha misy ny fifanarahana mialoha, azo atao tsara ny mandefa ny entana amin’ny mpitatitra hafa izay safidinao.
Saram-pitaterana
Atody (farafahakeliny 10) : 15 000 Ar (ho an'ny tanĂ na rehetra latsaky ny 600 km miala an'i Manakara).
Akohokely : 25 000 Ar (ho an'ny tanĂ na rehetra latsaky ny 600 km miala an'i Manakara).
Akoho 4 volana : 30 000 Ar isaky ny mpivady (couple).
Â
Raha mila fanazavana fanampiny na hanao famandrihana, aza misalasala mandefa e-mail na hafatra soratana amin’ny : ferme-st-francois@hotmail.comÂ
📞 Tel: 038 4715212