Le miel est produit à la ferme par notre technicien apiculteur et par nos élèves, qui poursuivent cette activité à leur retour à domicile.
Chaque lot de miel fait l’objet d’un contrôle de qualité à l’aide d’un réfractomètre, garantissant un taux d’humidité conforme.
Il est disponible en formats 1 kg ou 500 g, aux saveurs suivantes :Â
Litchi
Mokarana
Niaoli
Millefleurs.
Ny tantely dia vokarina ato amin’ny ferme, iarahana amin’ny teknisianina mpitaiza tantely sy ireo mpianatra izay manohy izany asa izany amin’ny toerana misy azy.
Ny vokatra tantely tsirairay dia mandalo fitiliana kalitao amin’ny alalan’ny fitaovana manokana, mba ho fanajana ny fenitra momba ny tahan’ny hamandoana ao anatiny.
Azo vatsiana amin’ny habe 1 kg na koa 500 g ny vokatra, izay ahitana ireto tsiro manaraka ireto :
Litchi
Mokarana
Niaouli
Mille-fleursÂ