Œufs frais directement du producteur au consommateur, issus de nos poules pondeuses.
Les prix peuvent varier selon l’évolution du marché.
Atody vaovao, avy amin’ny fiompiana akoho manatody lava ato aminay ihany, izahay. Izany dia avy amin’ny mpamokatra mankany amin’ny mpanjifa avy hatrany, tsy misy mpanelanelana.
Ny vidiny dia mifanaraka amin’ny fivoaran’ny tsena.